Tonga soa eto Roma IIIMiarahaba anao tonga soa eto amin'ity takelaka ity. Takelaka mitahiry ny fihaonana Serasera natao teto Roma izay natao ny 12-15 aogositra 2011.Isaorana be dia be ny mpikarakara, ny namana izay tonga sy ny rehetra izay tsy tonga :-) Lahatsoratra sy tantara
Ahoana ny manaraka?Betsaka ny vinavina manaraka. Ny eritreritra izao dia ny hikarakara ny fihaonana manaraka any Strasbourg (France). Mety mbola hisy koa ny Rome IV.
Ny fihaonana toa itony natao itony dia nokarakarain'ny namana ao amin'ny serasera.org. Raha toa ka maniry ny handray anjara dia aza misalasala mandalo ao amin'ny http://namana.serasera.org dia mifandraisa email aminay ihany koa admin@serasera.org |